Vinany Tempoly Malala 50 taona: Hazakazaka PHOTOS 2

Dimanche, 09 Juin 2013 12:04 Madagate affiche
Imprimer

1er Mey 2013. Nanatontosa hazakazaka ny zakampielezana ao amin’ny Fjkm Vinany Tempoly, nanamarihina ny faha-50 taonany (1962-2012). Niainga teo Anosy ka teo anoloan’ny Gara Soarano ny fahatongavana. Tsy asiana kabary firy fa ireto ny sary fahatsiarovana. Ny tsara ho fantatra fotsiny dia Andriamatoa Augustin Andriamananoro no Filohan'ny Komity nikarakara ity hetsika fanabeazana ny taranaka fara aman-dimby.

RAKI-TSARY FAHA-2

Jeannot Ramambazafy (mise en ligne) sy Harilala Randrianarison (photographies)

Mis à jour ( Dimanche, 09 Juin 2013 12:19 )