Madagasikara Asan-gazety: nodimandry i Jean Paul Razafimahatratra -RNM sy ANTA-

Jeudi, 07 Novembre 2013 06:42 Madagate affiche
Imprimer

Ny namana mpanao gazety Jean Paul Razafimahatratra

Teo aminy faha-60 taonany no nodimandry ny mpanao gazety tao amin'ny RNM (Radio nasionaly malagasy) ny 6 Novambra 2013. Tamin'ny taona 1982 izy no nanomboka nanao ity asa masina ity.


Video fampahafantarana azy sy fanomezam-boninahitra ary fahatsiarovana ho an'ireo tarany. Tao amin'ny “Agence ANTA” etsy Ambohidahy izy no niasa, izy nidaosin'ny fahafatesana izao.

Izahay eto aminy gazety www.madagate.com dia maneho ny fiaraha-miory amin’ny fianakavian’i Jean Paul Razafimahatratra sy ny fianakaviamben’ny mpanao gazety Malagasy manerana ny Nosy.

Jeannot Ramambazafy

Mis à jour ( Jeudi, 07 Novembre 2013 06:51 )