FMMSAM, Fanja Razakarivony: nodimandry ny 3 Desambra 2013

Mercredi, 04 Décembre 2013 08:24 Madagate affiche
Imprimer

Tsy takatry ny saina tokoa ny planina natokan'Andriamanitra ho an'ny zanak'olombelona. Ny volana Febroary 2013, dia nodimandry Ramatoa Omega Razakarivony, vadin'i Fanja Razakarivony. Ity farany ity indray no nandao ity tany fandalovana ity, ny 3 Desambra 2013.

Fanja Razakarivony, manao akanjo fotsy, eo ampovoan'ny zanany vavy miisa telo -VIDEO ETO-

Izahay eto aminy www.madagate.com dia maneho fiaraha-miory amin'ny fianakavian'i Fanja Razakarivony ary hanatanteraka ny adidy hametraka azy eny amin'ny fasam-pianakviana eny Ambatomanga.

Jeannot Ramambazafy

Mis à jour ( Jeudi, 05 Décembre 2013 17:18 )