Madagate: milevina ao Miadamanjaka Parisienne, i Ndimby Lala Randrianarivelo

Jeudi, 20 Février 2014 18:35 Madagate affiche
Imprimer

Nalevina ny 19 Febroary 2014 ao Miadamanjaka Parisienne Talatavolonondry i RANDRIANARIVELO Ndimbinirina Fanomezantsoa Lala. Ireto sary manaraka ireto dia nalaina tamina caméra fa tsy fakan-tsary akory. Ka miala tsiny indrindra fa tsy afaka nivalapatra aho.

Misy ny vidéo mirakitra iny fandevenana iny fa natokana ho an'i Hanta, Iako sy Iavo. Koa manatona an'izy telo mianaka ianareo manomboka aminy Alatsinainy. Avy eo vao ataoko ao aminy www.youtube.com/papizano100.

Jeannot Ramambazafy

***************************

Tao amin'ny fiangonana Fjkm Avaratr'Andohalo

Iako, Hanta, Iavo teo anoloanan'ny fiangonana Fjkm Avaratr'Andohalo

***************************************

Teny am-pasan-drazana ao Miadamanjaka Parisienne Talatavolonondry

Vita hatreo ny fijalian'i Ndimby teto an-tany. Any ankoatra indray ny fihaonana amin'i Ndimby Lala

Mis à jour ( Vendredi, 21 Février 2014 04:10 )