USAID Madagascar congratulates the people of Madagascar for the 57th anniversary of their independence, and wishes them happiness and prosperity.
Miarahaba ny vahoaka malagasy ny USAID Madagasikara amin'izao fahatrarany ny faha 57 taonan'ny fahaleovantenany izao, ary mirary fahasambarana sy fahombiazana ho azy.
FILOHA ANDRY RAJOELINA, 2019-2023. FANTARO NY ZAVA-BITANY MARO LAVITRY NY LAINGA SY NY TSAHO
CHRISTIAN ANDRIANARISOA. Lasa omaly Alatsinainy 16 Oktobra 2023 i Rakrisy zandry mpanao gazety tsy dia nisy mpahalala satria olo-tsotra izy kanefa nanana fahaizana manokana eo amin’ny sehatry ny fanaovan-gazety