Rolly Mercia: Tanàna zatra mivonkona tsy afa-mitsotra mandra-maty

Vendredi, 30 Juin 2017 06:44 Madagate affiche
Imprimer

Tsy asian-tsika resabe intsony ny mikasika io lahôlô io fa kosa tsy maintsy ametrahana soratra ny Tantara. Satria tsy ho eo amin’ny fitondrana mandra-maty akory ingahy Hery Rajaonarimampianina. Mazava fa tsy ho minisitra intsony koa ity Rolly Mercia ity. Fa ho sahiny va ny hiverina ho mpanao gazety ? Asa izay naha olona azy ?

Ka iza indray ny ho sahy handray azy satria ny tanàna zatra mivonkona anie tsy afa-mitsotra mandra-maty e! Aorian’ny 2018 isika mahita azy, hoy Jaojoby izay. Fa ity manaraka ity aloha ny tsara tehirizina ho an’ny Tantara. Tena mampalahelo ahy leitsy ialahy ry Harry a! Marina anie e! Isika anie nihara-niditra tao aminy « Madagascar Tribune » ny taona 1988 e! Mba nahitsy ihany ialahy tamin’izany. Nefa asa… Fa ny volabe anie (indrindra fa ny vola maloto) tsy hitondra an’ialahy any amin’ny Mausolée mihitsy e!

Jeannot Ramambazafy

TSINDRIO ETO

Mis à jour ( Vendredi, 30 Juin 2017 07:06 )