Madagasikara. CJD: Fihaonambe ihany no hanendry izay Mpanao Gazety tokony ho tendrena ry Rolly Mercia a!

Jeudi, 30 Novembre 2017 05:50 Madagate affiche
Imprimer

Taorian’ny fanambarana nataon’ireo Filoha lefitry ny Holafitry ny Mpanao gazety eto Madagasikara (OJM), ny 8 Novambra 2017, dia naneho ny heviny ihany koa ny mpanao gazety zokiolona mivondrona ao amin’ny Fikambananan'ny Mpanao Gazety Zokiolona na CJD (Club des Journalistes Doyens), mikasika ny voamiera miandraikitra ny fanomezana karatra ho an’ny Mpanao Gazety.

Ity manaraka ity ary ny fanambarana nataon'ny Komity foibe Mpanatanteraka CJD.

Jeannot Ramambazafy

**************

*******************

TSINDRIO ETO RAHA TSY MAHITA TSARA IANAO

Mis à jour ( Jeudi, 30 Novembre 2017 10:06 )