Madagascar Coronavirus, 28.03.2020. 43 cas confirmés au total à midi

Dimanche, 29 Mars 2020 15:49 Madagate affiche
Imprimer

43 no isan’ireo olona voaporofo fa misy ny otrik’aretina Covid-19, ka ny 10 amin’izy ireo no manana ireo fisehoany feno. Hatreto kosa aloha dia tsy misy olona matin’ny coronavirus covid-19 eto Madagasikara na iray aza.