Aimé Fidèle Razafintsalama. Ny ferapara nahalasan’ity namako tamin’ny fahatanorana

Vendredi, 04 Mars 2022 09:40 Madagate affiche
Imprimer

Lasa ny namako Fidèle. Tsy fantatry ny vady aman-janany aho satria tanora mpitovo izahay no nifankahalala. Avy eo dia samy nandeha samy nitady ara-bakiteny…

Mitovy taona izahay roalahy, samy tao amin’ny Lycée Gallieni Andohalo. « Ankizy » tao Tsiazotafo izy ary tia fanatanjahantena tokoa. Indrindra fa ny Handball (teny alema io fa tsy teny anglisy akory).

Tsy hitako intsony izay ambara fa dia maneho ny fiaraha-miory amin'ny vady aman-jafin’i Fidèle aho, amin’ny anaran’ny ekipan’ny madagate sy amin’ny anarako manokana.

Mandria am-piadanana leitsy Mémé a !

Jeannot Ramambazafy

Mis à jour ( Vendredi, 04 Mars 2022 10:19 )