ZAFINERA Claudine Robert, vadin’i Jaojoby Eusebe. Nodimandry ny Sabotsy 13 May 2023

Lundi, 15 Mai 2023 08:00 Madagate affiche
Imprimer

Anio Alatsinainy 15 May 2023 no niala teto Antananarivo ny nofo mangatsiakany, hiazo any Vohemar. Any izy no hasitrika ao amin’ny fasan-drazany.

*****************************

Amin’ny anaran’ny mpiara-miasa ao aminy MADAGATE, sy amin’ny anarako manokana, dia miara-ory sy mankahery an’i Jaojoby sy ny zananany ary ny fianakaviany iray manontolo tsy ankanavaka.

Mandria am-piadanana Claudine (Dina).

Jeannot Ramambazafy

Naka sary : Harilala Randrianarison sy ny Ekipan’i MADAGATE

Mis à jour ( Lundi, 15 Mai 2023 17:33 )