Filoham-pirenena Andry Rajoelina. Niarahaba azy ny Sultan Sultan Haitim Bin Tarik avy ao Oman

Dimanche, 27 Juin 2021 12:01 A la une
Imprimer

Ny Filoham-pirenena malagasy Andry Rajoelina. Noho ny 26 Jona 2021, andro fankalazana ny fiverenan'ny Fahalovantenan'i Madagasikara, niarahaba azy sy ny vahoaka malagasy ny Sultan Haitim Bin Tarik avy ao Oman.

Hoy izy tao anatin’ny taratasy nalefany tamin’ny teny anglisy, adika eto amin’ny teny malagasy ary teny frantsay:

« Nirary fahasalamana sy fahasambarana ho an’ny Filoha sy ho an’ny vahoaka malagasy ny Sultan, ka maniry ho azy ireo fampandrosoana sy fampiroboroboana bebe kokoa ».

« Le Sultan a souhaité au président bonne santé et bonheur et au sympathique peuple malgache davantage de progrès et de prospérité ».

Mis à jour ( Lundi, 28 Juin 2021 09:05 )