Andry Rajoelina: le moment de vérité, ce 15.01.2013 à 20h, heure de Madagascar

Mardi, 15 Janvier 2013 11:27 Newsflash
Imprimer

FAMPITAM - BAOVAO

Fanambarana hoan’ny Vahoaka Malahasy hataon’ny Filoha RAJOELINA

Araka ny efa nampanantenain’ny Filohan’ny Tetezamita, dia ny Vahoaka Malagasy no homeny voninahitra voalohany ka hizarany ny fanapahan-kevitra noraisiny mikasika ny fifidianana filohan’ny Repoblika izay hatao amin’ny faha-08 Mey 2013 hoavy izao.

Noho izany, ny Filoha RAJOELINA dia hanao Fanambarana hoan’ny Vahoaka Malagasy, anio Talata faha 15 Janoary 2013 amin’ny 8 ora alina ao amin’ny Televiziona Malagasy sy ny Radiom-pirenena, ho fanatanterahany izany fampanantenana nataony izany.

Antananarivo, faha 15 Janoary 2013

Ny Mpiandraikitry ny Serasera
eo anivon’ny Fiadidiana ny Tetezamita

============================================

COMMUNIQUE DE PRESSE

Déclaration à la Nation du Président RAJOELINA

Comme il l’a promis, le Président de la Transition, SEM Andry Nirina RAJOELINA, va donner la primeur au Peuple Malagasy quant à la décision qu’il a prise sur les élections présidentielles devant être tenues ce 08 Mai 2013.

Ainsi, le Chef de l’Etat va prononcer une Déclaration à la Nation sur les médias publics (TVM et RNM), ce Mardi 15 Janvier 2013 à 20h, honorant cette promesse qu’il a faite.

Antananarivo, le 15 Janvier 2013

Le Chargé de la Communication
auprès de la Présidence de la Transition

Mis à jour ( Mardi, 15 Janvier 2013 11:46 )