Madagasikara Coronavirus, 1 Aprily 2020. 58 no isan'ireo misy ny otrik'aretina, tamin'ny 8 ora hariva

Mercredi, 01 Avril 2020 17:30 Newsflash
Imprimer

VIDEO ETO

Nanambara ny Filoha Andry Rajoelina, tao amin’ny Tvm androany 1 Aprily 2020, tamin’ny 8 ora hariva fa 58 (VALO AMBIN’NY DIMAPOLO) izao ny olona manana ny otrik’aretina Covid-19. Nisy amin’ireo «personnes contacts» tao Isotry Antananarivo ary tao Ambatovy Toamasina ihany koa.

Mis à jour ( Jeudi, 02 Avril 2020 10:46 )