Henri Raharijaona: Fjkm Ambohitantely 1-PHOTOS & VIDEOS-

Vendredi, 30 Août 2013 23:24 Production Video
Imprimer

Ny Alahady 25 Aogositra 2013 dia nodimandry Andriamatoa Henri Raharijaona. Ny nofony dia niala tao amin’ny tranony Villa Fehizoro Lot II U 86 Bis Cité Planton Ampahibe ny alarobia 28 aogositra 2013 tamin’ny 1 ora tolakandro, natao veloma farany ho fanomezam-boninahitra an’Andriamanitra tao amin’ny Fiangonana FJKM Ambohitantely, talohan’ny nametrahana azy tao amin’ny fasan-drazany ao Ambohimanga Rova.

Photos : Harilala Randrianarison

Vidéos: Jeannot Ramambazafy

Mis à jour ( Vendredi, 13 Septembre 2013 08:48 )