Marc Ravalomanana: ny Marina tsy mba Maty na oviana na oviana

Mardi, 31 Juillet 2012 07:13 Portrait
Imprimer

TSINDRIO ETO FA IO NO FITSARAN'NY TANTARA MIKASIKA AN'I MARC RAVALOMANANA

Tsy asian-tsika resabe toa ny an'ny sasany izay minia na tsy mahala akory ny zava-nisy teto Madagasikara, fa any lavitra any no mamorona satria voafahana lalitra sy lainga tsara lahatra. Samia ary mihaino tsara, havereno henohina io video io. Misy porofo tsy azo ivalozana daholo ireo voalaza ireo, nanomboka ny taona 2002. Izany hoe efa folo taona izany Ingahy Ravalomanana, ilay Valo, no manana io toetrany io.

Fitsaran'ny Tantaran'ny zanak'olombelona io ka asakasak'ireo mbola minia marenina sy jamba nefa tsy moana rehefa hanompo sy hanompa.

Jeannot Ramambazafy

Mis à jour ( Mercredi, 01 Août 2012 05:43 )