7 Febroary: Vavolombelona mitondra takaitra mandra-maty - VIDEO -

Jeudi, 07 Février 2013 18:52 Manifestation
Imprimer

 

VIDEO

Ny Filohan'ny Fikambanana AV7 amin'izao fotoana izao. Tapaka ranjo, voan'ny bala

Kamboty ray izay maty teo amin'io toerana io

Solontenan'ireo maty vady tamin'io 7 Febroary 2009 io

Ankavia: Ramatoa maty zanaka sy ny zanany vavy sisa  velona, voan'ny pitika bala teo amin'ny masony

Lehilahy tapaka tongotra ankavana tanteraka

Jeannot Ramambazafy - Sary: Harilala Randrianarison

Mis à jour ( Jeudi, 07 Février 2013 19:19 )