Ambohitsorohitra 7 Febroary 2013: SARY sy VIDEOS

Vendredi, 08 Février 2013 04:50 Manifestation
Imprimer

Alakamisy 7 Febroary 2013


Fanompoam-pivavahana iraisam-pinoana hahatsiarovana ireo maty noho ny fitiavan-tanindrazana ny 7 Febroary 2009.

“Miredareda hatrany ny afon’ny Fitiavan-tanindrazana ao am-pontsika; velona mandrakizay ireo namoy ny ainy tamin’ny 7 Febroary 2009, ary izany no mbola mampijoro antsika hatramin’izao”.

Sary 1- tsindrio eto -

MASINA NY AINA

MASINA NY TANINDRAZANA

TSY MAINTSY TAFITA I MADAGASIKARA

Sary 2 - tsindrio eto -

Mpitarika: Révérend Père Rakotondrasoa Jean Timothée

Mpitoriteny : Pasteur Ranorovololona Yvonne

VIDEO - Tsindrio eto -

Mpamaky teny : Pasteur Hanitriniony Origène Tin’A

Vakiteny : Salamo 78 : 1-7 ; Romana 12 : 6-13 ; Matio 5 : 3-9

Sary 3 - tsindrio eto -

Jeannot Ramambazafy, Andry Rakotonirainy sy Harilala Randrianarison - www.madagate.com

Mis à jour ( Samedi, 09 Février 2013 10:56 )