Augustin Andriamananoro. Noely 2018: nahazo ny anjarany avy ny mpiara-miasa

Samedi, 22 Décembre 2018 06:09 Manifestation
Imprimer

Ampandrianomby, 21 desambra 2018. Lany tanteraka ny jus de papaye naroso teo an-tokontany koa dia nozaraina jus d’orange, vary iray kipato sy vorona matavy ary panier garni (misy chocolat, paty sy menaka) iray avy ny mpiara-miasa miisa 1.100 eto anivon'ny Ministeran'ny Jono sy ny Harena Anaty Rano iray manontolo, mba ho fanomezana amin'izao andron’ny Noely izao. Fa ny Fitiavana no lehibe indrindra,Tompoko.

Augustin Andriamananoro
Minisitry ny Jono sy ny Harena Anaty Rano

Mis à jour ( Samedi, 22 Décembre 2018 11:13 )