Madagasikara. Mikrofinansa: mila arovana mba ho tombontsoan'ny sarambabem-bahoaka

Mercredi, 09 Septembre 2020 11:04 Manifestation
Imprimer

Nikarakara valan-dresaka ho an'ny mpanao gazety ny APIMF (Association Professionnelle des Institutions de Microfinance), ny 9 septambra 2020, nanomezany ny zava-misy manoloan'ny aretina covid-19 entin'ilay. Famintinana.