Zafy Albert. Lapan’ny Kolontsaina Mahamasina: famangiana. SARY 2

Lundi, 16 Octobre 2017 03:51 Photos
Imprimer

Alahady 15 oktobra 2017, Lapan’ny Fanantanjahantena sy ny Kolontsaina, Mahamasina: famangiana ampahibemaso fianakavian’ny Profesora Zafy Albert, Filoham-pirenena malagasy teo aloha (1993-1996). Sary dingana faharoa. Ny adidy, Tompoko, tsy an'olon-dratsy. Marihina fa tsy misy fepetra ny fampiasana ny sarinay ato aminy madagate.org satria ny Profesora Zafy Albert dia Olom-bahoaka ao anatin'ny Tantaram-pirenena malagasy).


Jeannot Ramambazafy sy Harilala Randrianarison

Mis à jour ( Mercredi, 18 Octobre 2017 04:09 )