Zafy Albert. Fahatongavana tao amin’ny Lapan’ny Fanatanjahantena – SARY

Lundi, 16 Octobre 2017 05:32 Photos
Imprimer

Alahady 15 oktobra 2017, Lapan’ny Fanantanjahantena sy ny Kolontsaina, Mahamasina: Ny fahatongavan'ny razan'ny Profesora Zafy Albert, Filoham-pirenena malagasy teo aloha (1993-1996).  Izy no Filoha voalohan'ny Repoblika malagasy faha-3, nialoha an-dry Didier Ratsiraka sy Marc Ravalomanana. Ny adidy, Tompoko, amina lafiny maro, dia tsy an'olon-dratsy. Marihina fa sary avy any amin'ny namana ao amin'ny sobikamada.com ireto manaraka ireto. Isaorana ry zareo amin'izany adidy iombonana ho an'ny Tantaram-pirenena izany. Satria tokoa ny mpitondran'ity repoblika faha-4 ity dia minia mamafy izany Tantara izany. Jeannot Ramambazafy

Mis à jour ( Lundi, 16 Octobre 2017 05:54 )