Zafy Albert. Buste à Ambohijatovo. Photos 2 du 13.10.2020

Samedi, 17 Octobre 2020 09:46 Photos
Imprimer

Ambohijatovo Antananarivo, 13 Oktobra 2020. Andro tokana tsy manam-paharoa eo amin'ny Tantaran'i Madagasikara ny andron'ny 13 Oktobra 2020, izay nanomezana voninahitra an'ny Profesora Zafy Albert, filoham-pirenena voalohan’ny Repoblika malagasy voalohany. Andiana sary faha-2 sy farany.


MANINDRY ETO KOSA RAHA HIJERY VIDÉO

Jeannot Ramambazafy sy Andry Rakotonirainy

Mis à jour ( Samedi, 17 Octobre 2020 09:59 )