Zoma 20 Novambra 2026 · Vendredi 20 novembre 2026 Depuis 2004 · plus de 9 000 articles
● Dernière minute Antananarivo. International Education Expo Madagascar les 7 et 8 février 2026 — Madagasikara Tetezamita 2025-2027. Mila hajaina ny andininy 25/4-ny Sata afrikanina momba ny demokrasia, ny fifidianana ary ny fitantànana — Annick Danielle Raherimanana, mpanao gazetin’ny Radio Antsiva. Nodimandry ny 28 Janoary 2026
Archives 2004-2006

LONDRES :Fihaonana amin\’ireo fiavian\’ny razambe-Malagasy

LONDRES :Fihaonana amin\’ireo fiavian\’ny razambe-Malagasy

\r\n

\r\nMadagasikara -« The London Malay Festival »Asabotsy 27 Aogositra 2005, manomboka amin\’ny 11 ora maraina ka hatramin\’ny 7 ora hariva ao amin\’ny The Lawrence Hall, Royal Horticultural Halls (Victoria) – Greycoat Street – London – SW1P 2QD

\r\n
\r\nFampisehoana ireo kolotsaina sy fomba amam-panao « Malay Diaspora »: Sakafo, Dihy, hira sy mozika, Filma,asatanana. Handray anjara amin\’izany Afrika Atsimo, Brunei, Indonesia, Filipina, Madagasikara, Malezia, Maurice, Sri-Lanka, Singapore, Thailand. Hita ao amin\’izany: « Vary mitsangana » ahitana ireo sakafo fy malagasy izay ataon\’ny Rice Safari Hira sy mozika holalaovin\’i Modeste Hugues sy ny tariny, artista malagasy Mpanolotra: Mialy Fanazavana fanampiny: www.london-malay-festival.co.uk

\r\ninfo@london-malay-festival.co.uk

\r\nTsy misy vidim-pidirana! Tongava maro! Misaotra tompoko!

Articles similaires