Archives 2004-2006
VINANY TEMPOLY MALALA : Excursion Zanaka ampielezana
Fitsangatsanganana rodobe base de loisirs de Trappe
\r\n
\r\nIzahay terak\’i VINANY TEMPOLY MALALA dia faly manasa anareo havana amantsakaiza tsy misy ankanavaka hiaraka hitsangatsangana amin\’ny asabotsy izao ny toerana dia ao amin\’ny base de loisirs de Trappes amin\’ny 11 ora ny fotoana eo amin\’ny grande entrée.
\r\n
\r\nDia manantena ny fahatongavanareo amin kafaliana.
\r\n
\r\nRenseignements :
\r\n
\r\nTéléphone : 0164093907
\r\nTéléphone : 0164889159
\r\n