Alakamisy 19 Novambra 2026 · Vendredi 20 novembre 2026 Depuis 2004 · plus de 9 000 articles
● Dernière minute Antananarivo. International Education Expo Madagascar les 7 et 8 février 2026 — Madagasikara Tetezamita 2025-2027. Mila hajaina ny andininy 25/4-ny Sata afrikanina momba ny demokrasia, ny fifidianana ary ny fitantànana — Annick Danielle Raherimanana, mpanao gazetin’ny Radio Antsiva. Nodimandry ny 28 Janoary 2026
Madagate affiche

Décès de Nicole Razakandisa Ramarofidy

«Misaora an’i Jehovah ry fanahiko ; Ary izay rehetra ato anatiko, misaora ny anarany masina. Misaora an’i Jehovah, ry fanahiko ; Ary aza misy hadinoina ny fitahiany rehetra». Salamo 103 : 1-2

Rehefa nivahiny 58 taona teto an-tany

Nicole RAZAKANDISA RAMAROFIDY

dia nodimandry tao Versailles (Frantsa), ny Asabotsy 20 Oktôbra 2012.

Hoy :

Ny vadiny :

– RAZAKANDISA Rodolphe Fanambinantsoa

Ny Zanany :

– Mialy sy Andry RAJOELINA

– Prisca sy Haja RASOANAIVO

– Tiana RAZAKANDISA

Ny zafiny :

– RAJOELINA Arena, Ilontsoa, Andrialy

– RASOANAIVO Lucas, Emanuelle

Ny iray tampo aminy :

– RAMAROFIDY Jeanel sy Hanta

– RAKOTOMALALA Gérard sy Saholy ary ny zanany

– STICH Arnaud sy Hany Soa

Ny iray tampo amin’ny vadiny :

– RABESANDRATANA Dieudonné sy ny zanaka aman-jafiny

– RAZAKANDISA Simone sy ny zanaka aman-jafiny

– RAZAKANDISA Parfait sy ny zanaka aman-jafiny

– RAKOTONIRAINY Célestin sy ny zanaka aman-jafiny

– RAZAKANDISA René sy Elisoa sy ny zanaka aman-jafiny

– ANDRIANTSOAVINA Naivoharitafika sy Rolline ary ny zanany

– RAZAKANDISA Nary mianadahy sy ny vady aman-janany

Ny Fianakaviana :

– Teraka Andriamifidy, Teraka Rakotomavo Alphonse, Teraka Ralay Tsimiamboholahy

– Teraka Razokinimangetrika sy Raseheno, Teraka Ramelson, Teraka Ratsimandisa sy ny Ravonimpitia

Ny Mpitandrina sy ny fiangonana : Katedraly FJKM Analakely, FJKM Antsampandrano Fiderana, FJKM Ampamarinana.

Fokontany : Ambatobe – Antsampandrano Ilafy

Ny mpiara-miasa ao amin’ny Orinasa SPCI

Ny andro fandevenana dia ny Asabotsy 27 Oktobra 2012 ao Antsampandrano Ilafy, rehefa avy atao veloma farany ao amin’ny Katedraly FJKM Analakely.

+ + + + + + + + + + + + + + + + + + + + + + + + + + + + + + + + + ++ + + +

La Société SPCI a la douleur de vous faire part du décès de :

Nicole RAZAKANDISA RAMAROFIDY

Administrateur général

Survenu à Versailles France,

le Samedi 20 Octobre 2012.

Articles similaires