Alakamisy 19 Novambra 2026 · Vendredi 20 novembre 2026 Depuis 2004 · plus de 9 000 articles
● Dernière minute Antananarivo. International Education Expo Madagascar les 7 et 8 février 2026 — Madagasikara Tetezamita 2025-2027. Mila hajaina ny andininy 25/4-ny Sata afrikanina momba ny demokrasia, ny fifidianana ary ny fitantànana — Annick Danielle Raherimanana, mpanao gazetin’ny Radio Antsiva. Nodimandry ny 28 Janoary 2026
Madagate affiche

Nantes : Concert de Noël 2012 FPMA

TSINDRIO ETO, AZA FADY

Faly miarahaba antsika rehetra amin’ny anaran’ny Tompo,

indro alefa amintsika mianakavy ny fanasana ny concert de Noël izay hatao eto amintsika tafo Rennes amin’ny Alahady 16 Desambra amin’ny 4 ora sy sasany. Amin’ny Asabotsy izao 08 desambra 2012 amin’ny 7 ora sy sasany dia, any Nantes no hanao concert miaraka ny chorales Nantes, Poitiers ary ny chorale Miderà Rennes.


Koa manasa antsika rehetra ho avy hanome voninahitra an’Andriamanitra. Ny fotoanantsika manaraka eto amin’ny tafo Rennes dia ny Alahady 16 desambra amin’ny 3ora, alohan’ny concert. Efa faly sahady mampandre antsika fa amin’ny 10 ora sy sasany ny fotoana no hanomboka amin’nn 25 Desambra ao amin’ny toerana mahazatra hatrany (ERF, 22 Boulevard de la Liberté). Dia mirary fanomanana fety sambatra ho anareo rehetra amin’ny anaran’ny Tompo Jesoa.

 

FPMA Tafo Rennes

Articles similaires