Alakamisy 19 Novambra 2026 · Vendredi 20 novembre 2026 Depuis 2004 · plus de 9 000 articles
● Dernière minute Antananarivo. International Education Expo Madagascar les 7 et 8 février 2026 — Madagasikara Tetezamita 2025-2027. Mila hajaina ny andininy 25/4-ny Sata afrikanina momba ny demokrasia, ny fifidianana ary ny fitantànana — Annick Danielle Raherimanana, mpanao gazetin’ny Radio Antsiva. Nodimandry ny 28 Janoary 2026
Photos

Vinany Tempoly Malala 50 taona: VIDEOS

1er Mey 2013. Nanatontosa hazakazaka ny zakampielezana ao amin’ny Fjkm Vinany Tempoly, nanamarihina ny faha-50 taonany (1962-2012). Niainga teo Anosy ka teo anoloan’ny Gara Soarano ny fahatongavana. Tsy asiana kabary firy fa ireto ny sary fahatsiarovana. Ny tsara ho fantatra fotsiny dia Andriamatoa Augustin Andriamananoro no Filohan’ny Komity nikarakara ity hetsika fanabeazana ny taranaka fara aman-dimby.

Ireto ny videos telo sy raki-tsary fahatsiarovana ho an’ny taranaka fara aman-dimby

ALBUM DE PHOTOS 1

ALBUM DE PHOTOS 2

ALBUM DE PHOTOS 3

ALBUMS DE PHOTOS 4

Jeannot Ramambazafy (montages video – mise en ligne) sy Harilala Randrianarison (photographies)

Articles similaires