Zoma 20 Novambra 2026 · Vendredi 20 novembre 2026 Depuis 2004 · plus de 9 000 articles
● Dernière minute Antananarivo. International Education Expo Madagascar les 7 et 8 février 2026 — Madagasikara Tetezamita 2025-2027. Mila hajaina ny andininy 25/4-ny Sata afrikanina momba ny demokrasia, ny fifidianana ary ny fitantànana — Annick Danielle Raherimanana, mpanao gazetin’ny Radio Antsiva. Nodimandry ny 28 Janoary 2026
Madagate affiche

Madagate: milevina ao Miadamanjaka Parisienne, i Ndimby Lala Randrianarivelo

Nalevina ny 19 Febroary 2014 ao Miadamanjaka Parisienne Talatavolonondry i RANDRIANARIVELO Ndimbinirina Fanomezantsoa Lala. Ireto sary manaraka ireto dia nalaina tamina caméra fa tsy fakan-tsary akory. Ka miala tsiny indrindra fa tsy afaka nivalapatra aho.

Misy ny vidéo mirakitra iny fandevenana iny fa natokana ho an’i Hanta, Iako sy Iavo. Koa manatona an’izy telo mianaka ianareo manomboka aminy Alatsinainy. Avy eo vao ataoko ao aminy www.youtube.com/papizano100.

Jeannot Ramambazafy

***************************

Tao amin’ny fiangonana Fjkm Avaratr’Andohalo

Iako, Hanta, Iavo teo anoloanan’ny fiangonana Fjkm Avaratr’Andohalo

***************************************

Teny am-pasan-drazana ao Miadamanjaka Parisienne Talatavolonondry

Vita hatreo ny fijalian’i Ndimby teto an-tany. Any ankoatra indray ny fihaonana amin’i Ndimby Lala

Articles similaires