Alakamisy 19 Novambra 2026 · Vendredi 20 novembre 2026 Depuis 2004 · plus de 9 000 articles
● Dernière minute Antananarivo. International Education Expo Madagascar les 7 et 8 février 2026 — Madagasikara Tetezamita 2025-2027. Mila hajaina ny andininy 25/4-ny Sata afrikanina momba ny demokrasia, ny fifidianana ary ny fitantànana — Annick Danielle Raherimanana, mpanao gazetin’ny Radio Antsiva. Nodimandry ny 28 Janoary 2026
Articles

Ampefiloha. Festival Betsileo Miregnigna 2015

Ralambozafy Raoto, mpikambana ao amin’ny “Betsi Groupe” izay marihina fa tsy misy Filoha fa mitovy lenta daholo fa samy manana ny anjara andraikiny avy


Araka ny hitanareo eo amin’ilay « affiche » dia hikarakara Festival ny “Betsi Groupe”, ny 1 Aogositra 2015, ao amin’ny ANS Ampefiloha.

Ao anatin’io vidéo ambony io (mila manaraka ny teknolojia amin’izao vaninandro izao ianareo mpamaky e!) no manazava bebe kokoa ry Andrianirina Fanjatiana, Ralambozafy Raoto sy Holiarisoa Marie Gestia.


Avy ankavia miankavanana: Andrianirina Fanjatiana, Ralambozafy Raoto sy Holiarisoa Marie Gestia

Ny azo ambara an-tsoratra eto dia avy ao amin’ny faritan’IFianarantsoa ny Betsileo, sao mbola misy tsy mahafantatra.Fa Malagasy ihany ka.

Jeannot Ramambazafy – Sary: Harilala Randrianarison

Articles similaires