Zoma 20 Novambra 2026 · Vendredi 20 novembre 2026 Depuis 2004 · plus de 9 000 articles
● Dernière minute Antananarivo. International Education Expo Madagascar les 7 et 8 février 2026 — Madagasikara Tetezamita 2025-2027. Mila hajaina ny andininy 25/4-ny Sata afrikanina momba ny demokrasia, ny fifidianana ary ny fitantànana — Annick Danielle Raherimanana, mpanao gazetin’ny Radio Antsiva. Nodimandry ny 28 Janoary 2026
Madagate affiche

Madagasikara. CJD: Fihaonambe ihany no hanendry izay Mpanao Gazety tokony ho tendrena ry Rolly Mercia a!

Taorian’ny fanambarana nataon’ireo Filoha lefitry ny Holafitry ny Mpanao gazety eto Madagasikara (OJM), ny 8 Novambra 2017, dia naneho ny heviny ihany koa ny mpanao gazety zokiolona mivondrona ao amin’ny Fikambananan’ny Mpanao Gazety Zokiolona na CJD (Club des Journalistes Doyens), mikasika ny voamiera miandraikitra ny fanomezana karatra ho an’ny Mpanao Gazety.

Ity manaraka ity ary ny fanambarana nataon’ny Komity foibe Mpanatanteraka CJD.

Jeannot Ramambazafy

**************

*******************

TSINDRIO ETO RAHA TSY MAHITA TSARA IANAO

Articles similaires