Zoma 20 Novambra 2026 · Vendredi 20 novembre 2026 Depuis 2004 · plus de 9 000 articles
● Dernière minute Antananarivo. International Education Expo Madagascar les 7 et 8 février 2026 — Madagasikara Tetezamita 2025-2027. Mila hajaina ny andininy 25/4-ny Sata afrikanina momba ny demokrasia, ny fifidianana ary ny fitantànana — Annick Danielle Raherimanana, mpanao gazetin’ny Radio Antsiva. Nodimandry ny 28 Janoary 2026
Photos

Zafy Albert. Lamesa tao aminy Ekar Antanimena. SARY 1

Alahady 15 oktobra 2017: fotoam-pivavahana ho an’ny fialan-tsasatry ny fanahin’ny Profesora Zafy Albert, Filoham-pirenena malagasy teo aloha (2013-2016) tao amin’ny EKAR Antanimena, izay notarihin’ny Mgr Odon Marie Arsène Razanakolona. Sary dingana voalohany. Ny adidy, Tompoko, tsy an’olon-dratsy. Marihina fa tsy misy fepetra ny fampiasana ny sarinay ato aminy madagate.org satria ny Profesora Zafy Albert dia Olom-bahoaka ao anatin’ny Tantaram-pirenena malagasy).

Jeannot Ramambazafy sy Harilala Randrianarison

Articles similaires