Zoma 20 Novambra 2026 · Vendredi 20 novembre 2026 Depuis 2004 · plus de 9 000 articles
● Dernière minute Antananarivo. International Education Expo Madagascar les 7 et 8 février 2026 — Madagasikara Tetezamita 2025-2027. Mila hajaina ny andininy 25/4-ny Sata afrikanina momba ny demokrasia, ny fifidianana ary ny fitantànana — Annick Danielle Raherimanana, mpanao gazetin’ny Radio Antsiva. Nodimandry ny 28 Janoary 2026
Manifestation

Augustin Andriamananoro. Noely 2018: nahazo ny anjarany avy ny mpiara-miasa

Ampandrianomby, 21 desambra 2018. Lany tanteraka ny jus de papaye naroso teo an-tokontany koa dia nozaraina jus d’orange, vary iray kipato sy vorona matavy ary panier garni (misy chocolat, paty sy menaka) iray avy ny mpiara-miasa miisa 1.100 eto anivon’ny Ministeran’ny Jono sy ny Harena Anaty Rano iray manontolo, mba ho fanomezana amin’izao andron’ny Noely izao. Fa ny Fitiavana no lehibe indrindra,Tompoko.

Augustin Andriamananoro
Minisitry ny Jono sy ny Harena Anaty Rano

Articles similaires