Zoma 20 Novambra 2026 · Vendredi 20 novembre 2026 Depuis 2004 · plus de 9 000 articles
● Dernière minute Antananarivo. International Education Expo Madagascar les 7 et 8 février 2026 — Madagasikara Tetezamita 2025-2027. Mila hajaina ny andininy 25/4-ny Sata afrikanina momba ny demokrasia, ny fifidianana ary ny fitantànana — Annick Danielle Raherimanana, mpanao gazetin’ny Radio Antsiva. Nodimandry ny 28 Janoary 2026
Photos

Madagasikara 29 Mars 1947. Mahery fo tsy azo adino sy ny Tantara an-tsary

Tsy adinon’i Andry Rajoelina mihitsy, nandritra ny naha Filohan’ny Tetezamita azy, ny nahatsiahy ny 29 mars (Santionany ny tany Manakara ETO)

Parvis de l’Hôtel de Ville Antananarivo, 26-29 mars 2019. Nikarakara fampirantiana sary momban’ny 29 Marsa 1947 sy ny manodidina azy ny Ministeran’ny Serasera sy ny Kolontsaina sy ny agence ANTA. Nandalo teny aho, omaly 28 Mars 2019, ka ireto manaraka ireto no atolotro ho anareo mpamaky madagate. Maro ny zavatra mbola tsy fantatra fa tsy maintsy hipoitra ny marina any aoriana any. Dia tehirizo tsara ireto fahatsiarovana ireto tsy ho adinon’ny taranaka fara aman-dimby e ! Manaraka ny Abidia (A hatramin’ny Z) ireto sary ireto.

Jeannot Ramambazafy

****************

*************************************

Articles similaires