Zoma 20 Novambra 2026 · Vendredi 20 novembre 2026 Depuis 2004 · plus de 9 000 articles
● Dernière minute Antananarivo. International Education Expo Madagascar les 7 et 8 février 2026 — Madagasikara Tetezamita 2025-2027. Mila hajaina ny andininy 25/4-ny Sata afrikanina momba ny demokrasia, ny fifidianana ary ny fitantànana — Annick Danielle Raherimanana, mpanao gazetin’ny Radio Antsiva. Nodimandry ny 28 Janoary 2026
Conférence

MPANAO GAZETY ZOKIOLONA. AO AMIN’NY AKADEMIA MALAGASY NY FOTOANA NY ALAKAMISY 05 SEPTAMBRA 2019

Araka ny fanasana hitanareo eto ambany dia hotontosaina ao amin’ny Akademia Malagasy ao Tsimbazaza ny fivoriana famaranana ny Fankalazana ny faha-25 taona nijoroan’ny CJD (Club des Journalistes Doyens) na Fikambanan’ny Mpanao Gazety Zokiolona eto Madagasikara.

Ao anatin’io fandaharam-potoana, izay hanomboka amin’ny valo ora maraina io, dia hisy famelabelarana ho ataon’i Rahajarizafy Rémi mikasika an’i Rakotondrasoava Georges, filohan’ny CJD taloha, sy fampiratiana ho ataon’ny vady aman-janany.

TONGAVA MARO indrindra ianareo mpanao gazety tanora!

Jeannot Ramambazafy

Mpanao Gazety Zokiolona

Articles similaires