Alakamisy 19 Novambra 2026 · Vendredi 20 novembre 2026 Depuis 2004 · plus de 9 000 articles
● Dernière minute Antananarivo. International Education Expo Madagascar les 7 et 8 février 2026 — Madagasikara Tetezamita 2025-2027. Mila hajaina ny andininy 25/4-ny Sata afrikanina momba ny demokrasia, ny fifidianana ary ny fitantànana — Annick Danielle Raherimanana, mpanao gazetin’ny Radio Antsiva. Nodimandry ny 28 Janoary 2026
Articles

Alain Michel Paparazzi. Faraveloman’i FAR

Lasa nandao anay ianao ry Paparazzi be vazivazy, be tatasika kanefa nahitana ambiasy mafana niaraka taminao.

Tohina mafy ny fo nilaozanao, latsaka ny ranomaso. Miahotra ny tànana manasosa ny teny farany eto. Gina tanteraka ireto namana mpiara-miasa taminao. Tsy mety manaiky ny saina kanefa atao ahoana fa izay no fandaharana e !

MANAIKY IZAHAY E !

Ny mpiara-miasa rehetra eto amin’ny LA GAZETTE DE LA GRANDE ILE dia miondrika am-pitiavana ary mitondra ny teny fampionona sy fampaherezana ho an’ny vady aman-janany sy ny fianakaviana manontolo.

Mahaiza mionona.


FAR (Francis Aurélien Rakotovololona)

La Gazette de la Grande île

Talen’ny Famoahana vonjimaika

Directeur de publication par intérim

Articles similaires