Zoma 20 Novambra 2026 · Vendredi 20 novembre 2026 Depuis 2004 · plus de 9 000 articles
● Dernière minute Antananarivo. International Education Expo Madagascar les 7 et 8 février 2026 — Madagasikara Tetezamita 2025-2027. Mila hajaina ny andininy 25/4-ny Sata afrikanina momba ny demokrasia, ny fifidianana ary ny fitantànana — Annick Danielle Raherimanana, mpanao gazetin’ny Radio Antsiva. Nodimandry ny 28 Janoary 2026
Photos

Antananarivo. Fanompoam-pivavahana iraisam-pinoana ao anatin’ny fankalazàna ny faha-61 taona niverenan’ny Fahaleovantenam-pirenena

Alahady 20 Jona 2021 tolakandro, Ekar Katedraly Andohalo, andron’ny Fetin’ny Raim-pianakaviana koa. Ny Praiminisitra, Lehiben’ny governemanta, Ntsay Christian sy Ramatoa vadiny, Léa Ntsay, dia nanatrika ny fanompoam-pivavahana iraisam-pinoana ho fisaorana an’Andriamanitra sy ho fangataham-pitahiana ho an’ny Tanindrazana ary ho fitrotroana am-bavaka ny vahoaka Malagasy, ao anatin’ny fankalazàna ny  faha-61 taona niverenan’ny Fahaleovantenam-pirenena sy nijoroan’ny Foloalindahy Malagasy.

Ireto misy sary mirakitra izany fotoana izany ho fahatsiarovana.

 

Primature sy Madagate

Articles similaires