Zoma 20 Novambra 2026 · Vendredi 20 novembre 2026 Depuis 2004 · plus de 9 000 articles
● Dernière minute Antananarivo. International Education Expo Madagascar les 7 et 8 février 2026 — Madagasikara Tetezamita 2025-2027. Mila hajaina ny andininy 25/4-ny Sata afrikanina momba ny demokrasia, ny fifidianana ary ny fitantànana — Annick Danielle Raherimanana, mpanao gazetin’ny Radio Antsiva. Nodimandry ny 28 Janoary 2026
A la une

Filoham-pirenena Andry Rajoelina. Niarahaba azy ny Sultan Sultan Haitim Bin Tarik avy ao Oman

Ny Filoham-pirenena malagasy Andry Rajoelina. Noho ny 26 Jona 2021, andro fankalazana ny fiverenan’ny Fahalovantenan’i Madagasikara, niarahaba azy sy ny vahoaka malagasy ny Sultan Haitim Bin Tarik avy ao Oman.

Hoy izy tao anatin’ny taratasy nalefany tamin’ny teny anglisy, adika eto amin’ny teny malagasy ary teny frantsay:

« Nirary fahasalamana sy fahasambarana ho an’ny Filoha sy ho an’ny vahoaka malagasy ny Sultan, ka maniry ho azy ireo fampandrosoana sy fampiroboroboana bebe kokoa ».

« Le Sultan a souhaité au président bonne santé et bonheur et au sympathique peuple malgache davantage de progrès et de prospérité ».

Articles similaires