Photos
DANIEL RAMAROMISA. Mivoaka ny Fiangonana Protestanta Tranovato Fiadanana Maritiora Filadelfia, Alarobia 18 May 2022. Nivoaka ny fiangonana ireo fianakaviana, havana, tapaka sy namana tonga nanatrika ny fotoam-pivavahana. Sary: Jeannot Ramambazafy sy Andry












































