Zoma 20 Novambra 2026 · Vendredi 20 novembre 2026 Depuis 2004 · plus de 9 000 articles
● Dernière minute Antananarivo. International Education Expo Madagascar les 7 et 8 février 2026 — Madagasikara Tetezamita 2025-2027. Mila hajaina ny andininy 25/4-ny Sata afrikanina momba ny demokrasia, ny fifidianana ary ny fitantànana — Annick Danielle Raherimanana, mpanao gazetin’ny Radio Antsiva. Nodimandry ny 28 Janoary 2026
Photos

Mahamasina, 26 Jona 2024. SARY 1 tamin’ny matso lehibe nankalazana ny faha-64 taonan’ny niveranan’ny Fahaleovantenan’i Madagasikara

TRÈS GRAND FORMAT ICI

REPORTAGE : Jeannot Ramambazafy – Andry Rakotonirainy



« Ry Foloalindahy,

⁠Ianareo no tandroka aron’ny vozona, miaro ny vahoaka sy ny fananany.

Aro sy rakotry ny tany.

Mampanjaka ny fandriampahalemana,

⁠Miaro ny fiandrianampirenena.

Mitaky fanoloran-tena sy fitiavan-tanindrazana

izany.

Andro lehibe izao atrehintsika izao, heni-boninahitra ny firenena

tamin’ny matso lehibe nataonareo am-pahamendrehana ».

Andry RAJOELINA

Filoham-pirenenan’i Madagasikara

* * * * * *

TRÈS GRAND FORMAT ICI


lzy no nitarika sy nandrindra ny matso

Articles similaires