Zoma 20 Novambra 2026 · Vendredi 20 novembre 2026 Depuis 2004 · plus de 9 000 articles
● Dernière minute Antananarivo. International Education Expo Madagascar les 7 et 8 février 2026 — Madagasikara Tetezamita 2025-2027. Mila hajaina ny andininy 25/4-ny Sata afrikanina momba ny demokrasia, ny fifidianana ary ny fitantànana — Annick Danielle Raherimanana, mpanao gazetin’ny Radio Antsiva. Nodimandry ny 28 Janoary 2026
Newsflash

SADC. Ny tantarany. Boky nosoratan’i Jeannot RAMAMBAZAFY amin’ny teny Malagasy. Hivoaka tsy ho ela

SANTIONANY KELY ETO

Eo am-pamitana ity boky ity aho. Tsapako fa illainy izy ity ho an’ny mpampianatra sy ny mpianatra ihany koa. Koa dia mahareto kely aloha fa ho lazaiko ihany ny fotoana hamoahana azy. Fa aleho tsorina eto fa mila fanoanana satria tsy mora ny manota boky eto Madagasikara…

Misaotra mialoha ho an’izay vonona mba hivoahan’ity asa fitadidiana (« devoir de mémoire ») amin’ny teny malagasy.

Jeannot RAMAMBAZAFY

Articles similaires