Alakamisy 19 Novambra 2026 · Vendredi 20 novembre 2026 Depuis 2004 · plus de 9 000 articles
● Dernière minute Antananarivo. International Education Expo Madagascar les 7 et 8 février 2026 — Madagasikara Tetezamita 2025-2027. Mila hajaina ny andininy 25/4-ny Sata afrikanina momba ny demokrasia, ny fifidianana ary ny fitantànana — Annick Danielle Raherimanana, mpanao gazetin’ny Radio Antsiva. Nodimandry ny 28 Janoary 2026
A la une

Filoha Andry Rajoelina 2025 : ACTA NON VERBA

ACTA NON VERBA. Teny latina midika hoe ASA FA TSY KABARY. Torak’izany koa ny eto aminy MADAGATE.ORG

Hajanona ny « commentaires » fa aleho ny sary no hiteny. Efa misy vidéo rahateo io ambony io, ho an’izay tena tia tanindrazana tsy manam-potoana hanenjika rivotra efa 6 taona izao.

Tsiahiviko eto fa hivoaka amin’ity volana Janoary ity ny boky momban’i Fanirisoa Ernaivo…

Fa arahabaina daholo ianao mpamaky tsy tapaka an’ny madagate izay efa ho 24 taona nisy teto amin’ny Internet, amin’ny 13 Febroary ho avy. Satria tokoa, ny 13 Febroary 2001 no niseho voalohany ity gazety « en ligne » ity.

20 Mais si ton ennemi a faim, donne-lui à manger ; s’il a soif, donne-lui à boire ; car en agissant ainsi, ce sont des charbons ardents que tu amasseras sur sa tête. 21 Ne te laisse pas vaincre par le mal, mais surmonte le mal par le bien. ROMAINS 12

Jeannot Ramambazafy

Articles similaires