Zoma 20 Novambra 2026 · Vendredi 20 novembre 2026 Depuis 2004 · plus de 9 000 articles
● Dernière minute Antananarivo. International Education Expo Madagascar les 7 et 8 février 2026 — Madagasikara Tetezamita 2025-2027. Mila hajaina ny andininy 25/4-ny Sata afrikanina momba ny demokrasia, ny fifidianana ary ny fitantànana — Annick Danielle Raherimanana, mpanao gazetin’ny Radio Antsiva. Nodimandry ny 28 Janoary 2026
Madagate affiche

Paris : Fête de l’Indépendance, Champs de Mars

PARIS FRANCE

Dans le cadre de la célébration de l’indépendance de Madagascar, un pique-nique familial suivi de la retraite aux flambeaux sera organisé le 25 juin 2011 à partir de 20h (Champs de Mars).


Samy….

Samy tompon’andraikitra amin’ny tenany, ny ankohonany, ny fikambanany, ny fiangonany….

Samy mitaona ny namany

Samy mitondra ny sakafony

Samy tsy mitondra zava-pisotro misy alikaola

Samy tsy mifoka zava-mahadomelina

Samy mitondra arendrina izay manana

Samy mitondra labozy na ny manana arendrina na ny tsy manana

Samy mitondra sainam-pirenena malagasy izay manana

Samy maka fy

Samy mangaina raha ratsy ny andro

Samby tsare !

Amin’ny sabotsy mifankahita e !

Articles similaires