Zoma 20 Novambra 2026 · Vendredi 20 novembre 2026 Depuis 2004 · plus de 9 000 articles
● Dernière minute Antananarivo. International Education Expo Madagascar les 7 et 8 février 2026 — Madagasikara Tetezamita 2025-2027. Mila hajaina ny andininy 25/4-ny Sata afrikanina momba ny demokrasia, ny fifidianana ary ny fitantànana — Annick Danielle Raherimanana, mpanao gazetin’ny Radio Antsiva. Nodimandry ny 28 Janoary 2026
Portrait

Marc Ravalomanana: ny Marina tsy mba Maty na oviana na oviana

TSINDRIO ETO FA IO NO FITSARAN’NY TANTARA MIKASIKA AN’I MARC RAVALOMANANA

Tsy asian-tsika resabe toa ny an’ny sasany izay minia na tsy mahala akory ny zava-nisy teto Madagasikara, fa any lavitra any no mamorona satria voafahana lalitra sy lainga tsara lahatra. Samia ary mihaino tsara, havereno henohina io video io. Misy porofo tsy azo ivalozana daholo ireo voalaza ireo, nanomboka ny taona 2002. Izany hoe efa folo taona izany Ingahy Ravalomanana, ilay Valo, no manana io toetrany io.

Fitsaran’ny Tantaran’ny zanak’olombelona io ka asakasak’ireo mbola minia marenina sy jamba nefa tsy moana rehefa hanompo sy hanompa.

Jeannot Ramambazafy

Articles similaires