Zoma 20 Novambra 2026 · Vendredi 20 novembre 2026 Depuis 2004 · plus de 9 000 articles
● Dernière minute Antananarivo. International Education Expo Madagascar les 7 et 8 février 2026 — Madagasikara Tetezamita 2025-2027. Mila hajaina ny andininy 25/4-ny Sata afrikanina momba ny demokrasia, ny fifidianana ary ny fitantànana — Annick Danielle Raherimanana, mpanao gazetin’ny Radio Antsiva. Nodimandry ny 28 Janoary 2026
Madagate affiche

Stade Makis de Madagascar : Toutes les photos en cinq albums

ALBUM 1 ICI

Heu, fa maninona no mbola tsy misy teny malagasy foana ny fahatsiarovana tahak’itony e ? Torak’izany koa ny ao amin’ny Coliseum de Madagascar, dia mbola teny vahiny (frantsay) ihany. Efa 39 taona anie no narodana ny « statue Gallieni » tetsy Ambohijatovo sy ny tsangambaton’i Jeanne d’Arc tetsy amin’ny Kianja Ralaimongo e ! F’angaha tsy ho an’ny vahoaka Malagasy izy ity ? Farafaharatsiny asiana takela-by amin’ny teny malagasy eo akaik’izy ity. Misaotra betsaka. Manahirana koa va raha natao HOPITALY fa tsy « HÔPITAL » ireo hopitaly manara-penitra ? Lasa matahotra ny vahoaka hiditra amin’ireny, nefa tena hopitalim-panjakana tokoa ireo. Tsy hoe tsy fitiavana vazaha velively, fa mba eto amintsika anie isika e ! Sady toa mampandefitra ny tenin-drazana izany. Mba tsy hitenenana hoe manambany ny teny malagasy izay efa mia-very andro aman’alina. Satria, ohatra mibaribary : maninona no tsy natao hoe « Stade Makis » ilay eo amin’ny fidirana ? Misy zavatra mifanipaka be ao… Dia misaotra amin’ny fahatsiarovan-tena e ! – Jeannot Ramambazafy –

ALBUM 2 ICI

ALBUM 3 ICI

ALBUM 4 ICI

ALBUM 5 ICI

PHOTOS : Harilala RANDRIANARISON

Articles similaires