Zoma 20 Novambra 2026 · Vendredi 20 novembre 2026 Depuis 2004 · plus de 9 000 articles
● Dernière minute Antananarivo. International Education Expo Madagascar les 7 et 8 février 2026 — Madagasikara Tetezamita 2025-2027. Mila hajaina ny andininy 25/4-ny Sata afrikanina momba ny demokrasia, ny fifidianana ary ny fitantànana — Annick Danielle Raherimanana, mpanao gazetin’ny Radio Antsiva. Nodimandry ny 28 Janoary 2026
Déclarations

Le PM Beriziky au Président Rajoelina : ce courage est digne d’éloge

Le Président Andry Rajoelina et le Premier ministre Jean Omer Beriziky


PRIMATURE

COMMUNIQUE

de Monsieur Jean Omer BERIZIKY,

PREMIER MINISTRE, CHEF DU GOUVERNEMENT D’UNION NATIONALE

 

——–

Mesdames et Messieurs,

La déclaration de Monsieur Andry Nirina RAJOELINA, Président de la Transition, diffusée hier mardi 15 janvier 2013 à vingt heures sur les chaînes et radio malagasy, illustre sa ferme volonté de mettre l’intérêt supérieur de la Nation au dessus de tout.

Ce courage est digne d’éloge.

Aussi aimerai-je lui adresser mes très sincères félicitations.

Je lance un fervent appel à toutes les citoyennes et à tous les citoyens, en particulier à tous les politiques afin qu’ils privilégient l’intérêt général avant l’intérêt personnel.

J’exhorte donc tous les Malgaches concernés par les élections à ne ménager aucun effort pour que ces dernières se déroulent dans les meilleures conditions possibles.

En effet, seules des élections démocratiques, libres, justes, transparentes et crédibles permettront de mettre fin à cette crise qui n’a que trop duré et mener ainsi Madagascar à retrouver l’ordre constitutionnel.

Ces objectifs ne pourraient cependant être atteints que dans le respect des dispositions de la Feuille de Route dans leur intégralité.

 

Antananarivo, le 16 janvier 2013

===================================================================

 

PRIMATURE

 

FANAMBARANA

AVY AMIN’NY PRAIMINISTRA BERIZIKY Jean Omer,

LEHIBEN’NY GOVERNEMENTA IOMBONAN’NY TETEZAMITA

————

 

Tompokolahy sy Tompokovavy,

Eo anatrehan’ny fanambarana miezinezina nataon’Andriamatoa Filohan’ny Tetezamita RAJOELINA Andry Nirina, omaly hariva talata faha 15 janoary 2013, ho fitandroana ny tombontsoa ambon’ny Firenena, dia tsy hainay ny tsy hidera sy hisaotra azy amin’ny fo tena mahitsy fa tsy misy fiatsarambelatsihy.

Koa manantena koa aho raha manantena fa hitondra fitoniana na ara-tsosialy na ara politika, ka ho vonona kosa isika rehetra tompon’andraikitra isan-tsokajiny, isika vahoaka mahatsiaro tena rehetra fa hanao soroka miara milanja, tongotra miara mamindra, loha miara misaina hibanjina ny hanatanterahana tsy misy tomika ny fifidianana efa nofaritan’ny tetiandro ofisialy.

Ary izany dia mila ny fanatanterahana an-tsakany sy an-davany ny Tondro-zotra.

Koa velezo re ny vy dieny mafana, ry Malagasy mpiray Tanindrazana, andao hifanampy isika ary hanampy ny CENI-T sy ireo rafitra rehetra nomena andraikitra hahatomombana izany.

Mamerim-pakantelemana ny Filohan’ny Tetezamita ary misaotra antsika rehetra izay mahatsiaro fa adidy masina ho an’ny Tanindrazana iombonana no atrehantsika.

Antananarivo, faha 16 janoary 2013

Articles similaires