Zoma 20 Novambra 2026 · Vendredi 20 novembre 2026 Depuis 2004 · plus de 9 000 articles
● Dernière minute Antananarivo. International Education Expo Madagascar les 7 et 8 février 2026 — Madagasikara Tetezamita 2025-2027. Mila hajaina ny andininy 25/4-ny Sata afrikanina momba ny demokrasia, ny fifidianana ary ny fitantànana — Annick Danielle Raherimanana, mpanao gazetin’ny Radio Antsiva. Nodimandry ny 28 Janoary 2026
Madagate affiche

Madagasikara Asan-gazety: nodimandry i Jean Paul Razafimahatratra -RNM sy ANTA-

Ny namana mpanao gazety Jean Paul Razafimahatratra

Teo aminy faha-60 taonany no nodimandry ny mpanao gazety tao amin’ny RNM (Radio nasionaly malagasy) ny 6 Novambra 2013. Tamin’ny taona 1982 izy no nanomboka nanao ity asa masina ity.


Video fampahafantarana azy sy fanomezam-boninahitra ary fahatsiarovana ho an’ireo tarany. Tao amin’ny “Agence ANTA” etsy Ambohidahy izy no niasa, izy nidaosin’ny fahafatesana izao.

Izahay eto aminy gazety www.madagate.com dia maneho ny fiaraha-miory amin’ny fianakavian’i Jean Paul Razafimahatratra sy ny fianakaviamben’ny mpanao gazety Malagasy manerana ny Nosy.

Jeannot Ramambazafy

Articles similaires