Zoma 20 Novambra 2026 · Vendredi 20 novembre 2026 Depuis 2004 · plus de 9 000 articles
● Dernière minute Antananarivo. International Education Expo Madagascar les 7 et 8 février 2026 — Madagasikara Tetezamita 2025-2027. Mila hajaina ny andininy 25/4-ny Sata afrikanina momba ny demokrasia, ny fifidianana ary ny fitantànana — Annick Danielle Raherimanana, mpanao gazetin’ny Radio Antsiva. Nodimandry ny 28 Janoary 2026
Madagate affiche

FMMSAM, Fanja Razakarivony: nodimandry ny 3 Desambra 2013

Tsy takatry ny saina tokoa ny planina natokan’Andriamanitra ho an’ny zanak’olombelona. Ny volana Febroary 2013, dia nodimandry Ramatoa Omega Razakarivony, vadin’i Fanja Razakarivony. Ity farany ity indray no nandao ity tany fandalovana ity, ny 3 Desambra 2013.

Fanja Razakarivony, manao akanjo fotsy, eo ampovoan’ny zanany vavy miisa telo -VIDEO ETO-

Izahay eto aminy www.madagate.com dia maneho fiaraha-miory amin’ny fianakavian’i Fanja Razakarivony ary hanatanteraka ny adidy hametraka azy eny amin’ny fasam-pianakviana eny Ambatomanga.

Jeannot Ramambazafy

Articles similaires