Zoma 20 Novambra 2026 · Vendredi 20 novembre 2026 Depuis 2004 · plus de 9 000 articles
● Dernière minute Antananarivo. International Education Expo Madagascar les 7 et 8 février 2026 — Madagasikara Tetezamita 2025-2027. Mila hajaina ny andininy 25/4-ny Sata afrikanina momba ny demokrasia, ny fifidianana ary ny fitantànana — Annick Danielle Raherimanana, mpanao gazetin’ny Radio Antsiva. Nodimandry ny 28 Janoary 2026
Photos

Antananarivo : photos de rue prises le 24 décembre 2013

Krismasy ! Fetin’ny fianakaviana ary indrindra indrindra fetin’ny ankizy. Ireo farany moa dia tsy mahalala izany krizy izany ka dia miezaka ny raiamandreny hampiatra ny zon’ireo menaky ny ainy. Dia samy manao izay mety amin’ny vola eo am-pelatànany ny rehetra. Vola izay nilaharahana ihany koa. Tsy ny fiara ihany izany no nitohana… Ireto sary eo ambany ireto dia nalaina ny 24 Desambra 2013 teo amin’ny araben’ny Fahaleovantena Analakely sy ny manodidina azy. Santionany fotsiny hahitanareo fa n’inona n’inona hitranga dia tsy maintsy manao fety ny fianakaviana malagasy tsotra. Dia miarahaba antsika rehetra nahatra ity andron’ny 25 Desambra 2013 ity e !

* * * * * * * * * * * * * * *

Noël, c’est la fête de la famille et des enfants par excellence. Pour satisfaire tout le monde, il faut tout de même des sous. Et les embouteillages ne concernaient pas uniquement les automobiles… Ensuite, place aux emplettes et aux loisirs, selon son pouvoir d’achat. Voici un léger d’aperçu d’ambiance sur et autour de l’avenue de l’Indépendance, le 24 décembre 2013, à Antananarivo. Joyeux Noël à toutes et à tous !

Jeannot Ramambazafy – Photos : Haja Randria, 24 décembre 2013

Articles similaires