Zoma 20 Novambra 2026 · Vendredi 20 novembre 2026 Depuis 2004 · plus de 9 000 articles
● Dernière minute Antananarivo. International Education Expo Madagascar les 7 et 8 février 2026 — Madagasikara Tetezamita 2025-2027. Mila hajaina ny andininy 25/4-ny Sata afrikanina momba ny demokrasia, ny fifidianana ary ny fitantànana — Annick Danielle Raherimanana, mpanao gazetin’ny Radio Antsiva. Nodimandry ny 28 Janoary 2026
Madagate affiche

Ambohimanga Rova. FIAMA: Nadine Ramaroson for ever

Ny Asabotsy 07 Marsa 2015 maraina, no andro voatokan’ny Firaisankinan’ny Andriambavilanitra Malagasy (FIAMA) eto Analamanga, nankalazàna ny fetin’ny 08 Marsa, izay notarihin’ny Filoham-boninahiny Rtoa Odette Ramaroson, renin’i Nadine. Izao manaraka izao ny praograma tamin’io andro io:


– Fametrahana voninkazo teny amin’ny fasan’ny mpanorina ny Fikambanana, dia ny Ministra Nadine Ramaroson, teny Ambohimanga-Rova, no nentina nanamarihana izany, ka nahitàna solon-tena avy eto an-drenivohitra sy avy any amin’ny Faritra.

– Nisy arak’izany, fotoam-pivavahana fohy, notohizana tamin’ny fiaraha-manala hetaheta sy sakafo maivana, niarahana tamin’ny  fianakaviana.

– Nisy ihany koa fizaràna savony sy « calendriers » ho an’ny mpikambana.

– Mpitatitra: fiaran’ny savonnerie tropicale no nitatitra ireto mpikambana izay mbola miezaka hanohy hatrany ny tarigetran’ny ministra Nadine Ramaroson, momba ny fanatsaràna ny sôsialim-bahoaka ireto.

*******************************


Le « FIAMA » (« Firaisankinan’ny Andriambavilanitra Malagasy » – Solidarité des Femmes Malagasy) a célébré la Journée internationale de la Femme (08 mars de chaque année) le 07 Mars 2015, dans la matinée, sa présidente d’honneur, Odette Ramaroson, mère de Nadine. Le programme a été le suivant :

– Ambohimanga Rova Antananarivo : Dépôt des gerbes à la tombe du feue Nadine Ramaroson (ancien Ministre de la population, décédée en pleine mission  commandée et Fondatrice de l’association), par quelques femmes représentant leurs associations respectives Analamanga et d’autres régions.

– Cocktail offert par la famille, suivi d’une distribution savons et calendriers offerts par la savonnerie tropicale

– Transporteur : Savonnerie tropicale.

Articles similaires