Zoma 20 Novambra 2026 · Vendredi 20 novembre 2026 Depuis 2004 · plus de 9 000 articles
● Dernière minute Antananarivo. International Education Expo Madagascar les 7 et 8 février 2026 — Madagasikara Tetezamita 2025-2027. Mila hajaina ny andininy 25/4-ny Sata afrikanina momba ny demokrasia, ny fifidianana ary ny fitantànana — Annick Danielle Raherimanana, mpanao gazetin’ny Radio Antsiva. Nodimandry ny 28 Janoary 2026
Madagate affiche

Madagasikara haino aman-jery sy kanto. Niara-nandao ity tany fanadalovana ity i Eleo sy Di

Tena misy fiantsoana faobe any amin’ny tsy taka-maso any. Niara-nandao ity tany fanadalovana ity tokoa mantsy, ny Alarobia 13 Avrily 2016, i Eléonore Rasolofomanana (Eléo RNM) sy Henri Rahaingoson (Di HAVATSA UPEM). Tsy mahita ho tenenina aho (tena marina tokoa) afa-tsy ny fanehoana ny fiombonam-po ho an’ny fianakaviany tsirairay sy tsy ankanavaka, amin’ny anaran’ny mpiara-miasa ato aminy madagate.org. Indro ny feraparan’izy mianadahy. Vita ny asan’izy mianadahy tety.

Tongava saina daholo koa fa manakaiky ny anjaran-tsika, na tiana na tsy tiana. Koa maninona re no lasa toa izao ity firenena iombonana ity e? –
Jeannot Ramambazafy, 14 Avrily 2016

ANISAN’IREO MALAGASY NIASA VOALOHANY TAO AMINY RNM I LAURENT SY ELEO


***********************


IRAIK’AMBINIFOLO TAONA LASA IZAY



Articles similaires